Sacré Coeur 2023

Fiesta an’ny Sagrado Corazon 2023

Ry namana malala Ny zoma 16 jona 2023, fetin’ny fo masina, dia maro amintsika no hifaly amin’ny fiarahana mankalaza an’Ilay naneho antsika ny Ray. Ny sasany dia hanolo-tena hamela ny tenany ho tiavina bebe kokoa sy hitia bebe kokoa hatrany amin’io fitiavana nomena antsika io, fa ny hafa kosa hanavao Read more…